| Auteur |
Message |
guitart
Administrateur
Inscrit le: 20 Oct 2008
Messages: 2
Points: 11
|
Posté le: Lun Oct 20, 2008 11:12 am
Sujet du message : BIENVENUE SUR GITARAMALAGASY.COM
|
 |
|
BIENVENUE SUR LE SITE DE GITARAMALAGASY
Izahay dia mivoy ny GITARA MALAGASY, tsy bà gasy akory, na tendry gasy, na koa Klasika fa GITARA MALAGASY
INONA NO MAHA SAMIHAFA IZANY
Ny tendry gasy dia vita am-pihainoana ary ny akamaroany dia olona tsy nandalo fianara fa mampiasa sofina na "oreille musicale"
Ny GITARA MALAGASY kosa dia fomba fitendry efa voavaotra ka i ETIENNE RAMBOATIANA na Bouboul no nivoy azy voalohany. Mila mahay teknika na gitara klasika ary mahafehy ny gadona hira malagasy. Tsy hay ho azy izy io satria dia avo lenta tokoa ka ilana olona mampianatra. Ny EGM, Ecole de Guitare de MAdagascar aloha hatreto no hany sekoly mampianatra sy mandalina ary manao fikaroha momba io eto Madagasikara.
"NY MOZIKAKO FEHEZIKO NY AN NY HAFA KOA TENDREKO" no teny filamatra satria adala izay firenena manary ny kolo-tsaina.
Tsy hoe malaza akory ny "jazz" dia ratsy ny "kalon'ny fahiny"
Hoy Izy indray andro izay:"une bonne musique reste toujours bonne"
Koa asandrato ny antsika fa aza variana amin'ny an 'ny hafa e!
Ranaivomiadana |
|
|
|
|
|
 |
Publicité
|
Posté le:
Sujet du message :
|
 |
|
|
|
_________________ Ce message n'est affiché que pour les visiteurs non connectés au forum |
|
|
|
 |
|
|
|
Vous ne pouvez pas poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum Vous pouvez bannir des utilisateurs Vous pouvez débannir des utilisateurs Vous pouvez rapporter un message aux modérateurs
|
|
|